Mijery ahy Ianao (Rbrl)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Noho ny fitantananao ry Ray no naha toy izao ahy
Na dia be aza ny fahalemena dia mbola nomenao fandresena
Ahafahako misandrtra ho ambony kokoa
Koa misaotra Anao tanteraka ry Mpanome ny soa

Mijery ahy Ianao hatramin'izao
Hitanao avokoa zay mety hahasoa ny fiainako
Manomboka ety hatrany an-danitra ary

2. Ny ho aviko rehetra mba jereo raha sitrakao
Fa izaho mbola manantena fa omenao fandresena
Ka ny ampitso izay mbola tsy fantatro
Efa hitan'ilay masonao ry Tompo

3. Rehefa ho avy indray lay andro izay tena efa nandrasako
Mba hiriko ny hahita Anao Ilay teo foana zay tsy nandao
Ka amin'izay indrindra anie ry Ray
No homenao ahy ny fiainana mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rbrl
Hits : 539
Likes : 0 Like
Created by : fitiavana_rbrl
Date : 19/11/2021 19:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736