Mila Anao 'zahay (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Milay Anao zahay ry RayRADO:
Mafy, mavesatra, tsy tanty Ray ô
Ny fiderana izay mahazo anay
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Ou, ou, ou, aiza no misy fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Francie:
Ampidino eto anio ny Fanahinao
Ampidino eto anio hampahery anay
Mila Anao zahay Fanahy
Mila Anao homba anay
Mila Anao fanahy ô
Mba hampahery anay
Ou, ou, ou, aiza no misy fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Fa aiza no misy fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEHits : 1187
Likes : 0 Like
Created by : njato7881
Date : 21/01/2015 08:54