Mila Anao 'zahay (Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Milay Anao zahay ry Ray
RADO:
Mafy, mavesatra, tsy tanty Ray ô
Ny fiderana izay mahazo anay
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Ou, ou, ou, aiza no misy fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Francie:
Ampidino eto anio ny Fanahinao
Ampidino eto anio hampahery anay
Mila Anao zahay Fanahy
Mila Anao homba anay
Mila Anao fanahy mgjdj ô
Mba hampahery anay
Ou, ou, ou, aiza no misy fitsaharana
Raha tsy tononkira.serasera.org ao Aminao ry Ray
Fa aiza no misy fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry dzdmw Ray
Mila zpsfmkx Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
RADO:
Mafy, mavesatra, tsy tanty Ray ô
Ny fiderana izay mahazo anay
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Ou, ou, ou, aiza no misy fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
Francie:
Ampidino eto anio ny Fanahinao
Ampidino eto anio hampahery anay
Mila Anao zahay Fanahy
Mila Anao homba anay
Mila Anao fanahy mgjdj ô
Mba hampahery anay
Ou, ou, ou, aiza no misy fitsaharana
Raha tsy tononkira.serasera.org ao Aminao ry Ray
Fa aiza no misy fitsaharana
Raha tsy ao Aminao ry Ray
Mila Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry dzdmw Ray
Mila zpsfmkx Anao zahay ry Ray
Mila Anao homba anay
Mila ny Fanahinao
Mila Anao zahay ry Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 1895
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : njato7881
Daty : 21/01/2015 08:54
