Rainay any an-danitra (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay any (Rainay any)An-danitra (An-danitra)
Hohamisinina (Hohamasinina)
Ny anaranao (Ny anaranao)
Ho tonga anie (Ho tonga anie)
Fanjakanao (Fanjakanao)
Atao koa 'zay sitrakao
Eto an-tany ka hatrany an-danitra any
Omeo anay (omeo anay)
Ny haninay (ny haninay)
Ny anio (Ny anio)
Ny hoavinay (Hoavinay)
Mamelà koa (mamelà koa)
Ny helokaay (Ny helokaay)
Toy ny namelanay (toy ny namelanay)
'zay nanao ratsy teo aminay
Mamelà koa (mamelà koa)
Ny helokaay (Ny helokaay)
Toy ny namelanay (toy ny namelanay)
'zay nanao ratsy teo aminay
Aza mitondra @ny fakam-panahy
Fa mba hafaho amin'lay ratsy
Aza mitondra @ny fakam-panahy
Fa mba hafaho amin'lay ratsy
F'Anao ny fanjakana, sy ny hery ary ny
Voninahitra mandrakizay e
Ny Hery (ny hery)
Ny fanjakana (Fanjakana)
Ny hery sy fanjakana
Ny hery sy fanjakana
Ary ny voninahitra
Amen
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVisites : 152
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : IlayOndry
Date : 24/04/2025 02:29
