Rainay any an-danitra (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay any (Rainay any)
An-danitra (An-danitra)
Hohamisinina (Hohamasinina)
Ny anaranao (Ny anaranao)
Ho tonga anie (Ho tonga anie)
Fanjakanao (Fanjakanao)
Atao koa 'zay sitrakao
Eto an-tany ka hatrany tononkira.serasera.org an-danitra any

Omeo anay (omeo anay)
Ny haninay (ny haninay)
Ny anio (Ny anio)
Ny hoavinay (Hoavinay)
Mamelà koa (mamelà koa)
Ny helokaay (Ny helokaay)
Toy ny namelanay (toy ny namelanay)
'zay nanao ratsy teo aminay
Mamelà koa (mamelà koa)
Ny helokaay vcdhz (Ny helokaay)
Toy ny namelanay (toy ny namelanay)
'zay nanao ratsy teo waje aminay

Aza mitondra @ny fakam-panahy
Fa mba hafaho amin'lay ratsy
Aza mitondra @ny fakam-panahy
Fa mba hafaho amin'lay ratsy

F'Anao ny fanjakana, sy ny hery ary ny
Voninahitra mandrakizay e
Ny Hery (ny hery)
Ny fanjakana (Fanjakana)
Ny hery sy fanjakana
Ny hery sy fanjakana
Ary ny voninahitra
Amen vnguau

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538