NY FIAINANAY (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no azoko omena hakalazana sy hiderana?
Noho ny soa rehetra sesehena
Teny an-dàlana nombana eee
Ianao Jesoa no deraiko
Fa namonjy ny fanahy sy ny aiko
Nety Ianao nivesatra ny ratsy, niaritra ny mafy
Ary koa niafy eee
Fanavotan-dehibe no vita ka vtbboc izay midika
F'izahay tafita a

Indraindray kosa nefa izahay toa lasa saina raha mba miana e
Tsy mahatsiato Anao ho Tompon'ilay famonjena ka mitaraina e
Niezaka lasa nirihotra (kanjo rendrika fa tsy tafita)
Ireo tononkira.serasera.org nilaza azy hoe nahavita qkkeoo (nanonofy fa hay tsy nahita)
Mila anao, mila ajqwu anao fa tsy mahavita tena
Aza mijery 'zay mety ho fahotanay
Fa atolory izay làlana tokony hombana eee

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388