NY FIAINANAY (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no azoko omena hakalazana sy hiderana?
Noho ny soa rehetra sesehena
Teny an-dàlana nombana eee
Ianao Jesoa no deraiko
Fa namonjy ny roemr fanahy sy ny aiko
Nety Ianao nivesatra ny ratsy, niaritra ny mafy
Ary koa niafy uxhn eee
Fanavotan-dehibe no vita ka izay midika
F'izahay tafita a
Indraindray kosa nefa izahay toa jenmtdcp lasa saina raha mba miana e
Tsy mahatsiato Anao ho Tompon'ilay famonjena ka mitaraina e
Niezaka lasa nirihotra (kanjo rendrika fa tsy tafita)
Ireo nilaza azy hoe nahavita (nanonofy fa hay tsy tononkira.serasera.org nahita)
Mila anao, mila anao fa tsy mahavita tena
Aza mijery 'zay mety ho fahotanay
Fa atolory izay làlana tokony hombana eee

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaHits : 739
Likes : 0 Like
Created by : lumina
Date : 18/06/2023 09:46