'NDAO (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'ndao, zao no ora iray hiderana
'ndao, zao no hanomezo ny fonao
'ndao, zao no hametraho ny olanao
'ndao, zao no hanomany ny hoavinao
'ndao

'ndao, zao no ora iray hiderana
'ndao, zao no hanomezo ny fonao
'ndao, zao no hametraho ny olanao
'ndao, zao no hanomany ny hoavinao
'ndao

Refrain 1 :
Any andro aotcpjl iray 'zao rehetra izao hwucr hiara-hanaiky
Any andro iray hiatrika Anao
Fa ny tena harena dia hoan'ireo
Izay nandray oxnggdjy Anao

'ndao, zao no ora iray hiderana
'ndao, zao no hanomezo ny fonao
'ndao, zao no hametraho ny olanao
'ndao, zao no hanomany ny hoavinao
'ndao

Refrain 1 :
Any andro iray 'zao rehetra izao hiara-hanaiky
Any andro iray hiatrika Anao
Fa ny tena harena dia hoan'ireo
Izay nandray Anao

Refrain 2 :
Ka tononkira.serasera.org manavao voady sy fanekena
Vonona ny handray Anao
Amin'ny fo, saina, hery
Ny fiainanay ho Anao

'ndao, zao no ora iray hiderana
'ndao, zao no hanomezo ny fonao
'ndao, zao no hametraho ny olanao
'ndao, zao no hanomany ny hoavinao
'ndao
Ndao...x7

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032