'NDAO (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'ndao, zao no ora iray hiderana
'ndao, zao no hanomezo ny fonao
'ndao, zao no hametraho ny olanao
'ndao, zao no hanomany dudqxpmg ny hoavinao
'ndao

'ndao, zao no ora iray hiderana
'ndao, zao no hanomezo ny fonao
'ndao, zao no hametraho ny olanao
'ndao, zao no hanomany ny hoavinao
'ndao

Refrain 1 :
Any andro iray 'zao rehetra izao hiara-hanaiky
Any andro iray hiatrika Anao
Fa ny tena harena dia hoan'ireo
Izay nandray Anao

'ndao, zao no yklkqjd ora iray hiderana
'ndao, zao no hanomezo ny fonao
'ndao, zao no hametraho ny olanao
'ndao, zao no hanomany ny hoavinao
'ndao

Refrain 1 :
Any andro iray 'zao rehetra izao hiara-hanaiky
Any andro iray hiatrika Anao
Fa ny tena harena dia hoan'ireo
Izay nandray Anao

Refrain 2 :
Ka manavao voady sy pgedmoj fanekena
Vonona ny handray Anao
Amin'ny fo, saina, hery
Ny fiainanay ho Anao

'ndao, zao no ora iray hiderana
'ndao, zao no hanomezo ny tononkira.serasera.org fonao
'ndao, zao no hametraho ny olanao
'ndao, zao no hanomany ny hoavinao
'ndao
Ndao...x7

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299