MITSANGANA MIHAZAVAHA (30ème anniversaire SVM) (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mitsangana ianao mihazavaha
Fa indro tonga ny fahazavanao
Miambena mifahara tsara
Areheto mdxmucu ny fanalanao
Asandrato mba ho rehareha
Hanazava izao tontolo izao
Maizina ny tany sy ny firenena
Ireny no tononkira.serasera.org hilana anao
Ref :
Hoento ny faneva
Ô dwbckbw ry vokovoko manga mijoroa
Misy eny maro, ireo voababon-drendrarendra nahavia
Izay manimba ny tempolin'andriamanitra tokoa
Dia ho levona avokoa
2 - Zava-mahadomelina manimba
Efa mieli-patrana hatraiza
Potika sy rava ny tontolo
Miambena ry sakaiza
Koa miraisa feo mba handrava
Tandindonin-doza anie ety
O ry Ray tsitoha
Avia sakambino
Ireto ondry akfchqu izay nania
Fa indro tonga ny fahazavanao
Miambena mifahara tsara
Areheto mdxmucu ny fanalanao
Asandrato mba ho rehareha
Hanazava izao tontolo izao
Maizina ny tany sy ny firenena
Ireny no tononkira.serasera.org hilana anao
Ref :
Hoento ny faneva
Ô dwbckbw ry vokovoko manga mijoroa
Misy eny maro, ireo voababon-drendrarendra nahavia
Izay manimba ny tempolin'andriamanitra tokoa
Dia ho levona avokoa
2 - Zava-mahadomelina manimba
Efa mieli-patrana hatraiza
Potika sy rava ny tontolo
Miambena ry sakaiza
Koa miraisa feo mba handrava
Tandindonin-doza anie ety
O ry Ray tsitoha
Avia sakambino
Ireto ondry akfchqu izay nania
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVangy : 587
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : IlayOndry
Daty : 28/04/2024 12:13
