Haleloia 2 (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa renao ve 'lay antso iray milaza hoe fa Izy Irery
Toy lay ora iray nilanao Azy hoy Izy hoe Izaho Irery
Jesoa miantso ireo very
Manolotra ny famonjeny
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Ho ahy, ahy Ianao
Na alahelo aza, no hiafarako, ao Aminao, f'Ianao Irery
Na ho lava ho fohy, ny fiainako amnao Irery ny hazakazako
Jesoa miantso ireo very
Manolotra ny famonjeny
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy vlljwo tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Raha mandalo haizina sy ady
Dia tsy hiodina na hiondrika
Hatoky kcnpt Anao Aho, hisaotra Anao aho
F'na eqlwvm mamely azy irony sampy na mangeja toa hahafaty
Hatoky Anao aho, hisaotra Anao aho
Hihira hoe tononkira.serasera.org :
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia aleloia
Ho ahy, ahy Ianao
Toy lay ora iray nilanao Azy hoy Izy hoe Izaho Irery
Jesoa miantso ireo very
Manolotra ny famonjeny
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Ho ahy, ahy Ianao
Na alahelo aza, no hiafarako, ao Aminao, f'Ianao Irery
Na ho lava ho fohy, ny fiainako amnao Irery ny hazakazako
Jesoa miantso ireo very
Manolotra ny famonjeny
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy vlljwo tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Raha mandalo haizina sy ady
Dia tsy hiodina na hiondrika
Hatoky kcnpt Anao Aho, hisaotra Anao aho
F'na eqlwvm mamely azy irony sampy na mangeja toa hahafaty
Hatoky Anao aho, hisaotra Anao aho
Hihira hoe tononkira.serasera.org :
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, dera ho an'ilay nahary
Aleloia, ahy Ianao, hanala jaly
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia, aleloia
Tsisy tahotra aho ka hiteny hoe
Aleloia aleloia
Ho ahy, ahy Ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaVisites : 1011
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : IlayOndry
Date : 28/04/2024 12:18
