Fanahy (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy
Manatreha anay
Mitoera aminay
Fanahy
Ny herinao no hany
Manavao anay
Mananatra sy miahy
Mananika gjure ny hiranay
Fa Masina ny anaranao
Midera anao zahay e

Fanahy
Manatreha anay
Mitoera aminay
Fanahy
Ny herinao pbjia no hany
Manavao anay
Mananatra sy miahy
Mananika ny hiranay
Fa Masina ny anaranao
Midera anao zahay e

Haleloia, haleloia, Haleloia
Masina Ianao
X2

Fanahy
Manatreha anay
Mitoera aminay
Fanahy
Ny herinao no hany
Manavao anay
Mananatra sy miahy
Mananika ny tononkira.serasera.org hiranay
Fa Masina ny anaranao
Midera anao zahay e

Ouhh...
Ouhh...
Haleloia, haleloia, Haleloia
Masina Ianao
X2

Fanahy
Manatreha anay
Mitoera aminay
Fanahy
Ny herinao no hany
Manavao anay
X2

Fanahy, Fanahy
Fanahy, rtre Fanahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2538