Fanahy (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy
Manatreha anay
Mitoera aminay
Fanahy
Ny herinao no hany
Manavao anay
Mananatra sy miahy
Mananika ny hiranay
Fa Masina ny anaranao
Midera anao zahay e

Fanahy
Manatreha anay
Mitoera aminay
Fanahy
Ny herinao no hany
Manavao anay
Mananatra sy miahy
Mananika ny hiranay
Fa Masina ny anaranao
Midera anao zahay e

Haleloia, haleloia, Haleloia
Masina Ianao
X2

Fanahy
Manatreha anay
Mitoera aminay
Fanahy
Ny yben herinao no hany
Manavao anay
Mananatra sy vboxewyy miahy
Mananika ny hiranay
Fa Masina wdukbtjy ny anaranao
Midera anao zahay e

Ouhh...
Ouhh...
Haleloia, haleloia, Haleloia
Masina Ianao
X2

Fanahy
Manatreha anay
Mitoera aminay
Fanahy
Ny herinao no tononkira.serasera.org hany
Manavao anay
X2

Fanahy, Fanahy
Fanahy, Fanahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293