AOKA HANJAKA (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
--Aoka hanjaka
Ao am-ponay ilay Fanahy
Hiorim-paka
Hanavao ny fiainanay
Ka hazava toa ny Anao
'Lay fo vato lnag feno lao
Mba ho voninahitrao
Manjakà ao mgzq am-ponay ao

--Eto Ianao
Miahy ny fiangonanao
Tsy babon'ireo vmzb manda apetrakay
Ilay fitiavanao
Sy ny soa namonjenao
Hiantranao ny zanakao
Hatrizay ka hatrizao

Rainay ao
'Zay tononkira.serasera.org mitoetra an-danitra ao
Mba tefeo hankatò ny teninao
×Ampianaro hifamela
Ampianaro hitia
Ka ho fianarana
Ho an'ity firenena 2

×Ry Rainay ao an danitra
Ho tonga anie ny fanjakanao 5

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316