Tonga ny Famonjena (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Dia mbola misy ihany ireo tsy mino an'i Jesôsy fa
Hoe tonga teto an-tany Ianao nateraka fa tsy snvlq natao
Fa tranon'omby iray izay, no nivantananao tety
Kanefa dia namonjy anay mahatra sy ondry nania
REF:
Jesôsy Tompo be fitia ilay antsoina hoe "Mesia"
No tonga mba hamonjy sy hanavotra ny olony
Ka mifalia sy mihobia ary mihobia
Fa famonjena ho anao ity andro ity
2) Nahita maso izany ireo mpiandry ondry tany an-tsaha
vavolombelona nizaha ireo magy telo lahy
Anjely maro be tokoa miredona ilay hira soa
Hoe voninahitra anie ho an'ny avo indrindra

A/C: Ny Aingafito
By Sandy dmua RANDRIANAIVO
SVM FJKM Kristy Fiainana rpev Bemasoandro
Septembre tononkira.serasera.org 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 261
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 27/11/2025 10:47