Tonga ny Famonjena (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Dia mbola misy txbs ihany ireo tsy mino an'i Jesôsy fa
Hoe tonga teto an-tany Ianao nateraka fa tsy natao
Fa tranon'omby iray izay, no nivantananao tety
Kanefa dia namonjy anay mahatra sy ondry nania
REF:
Jesôsy tononkira.serasera.org Tompo be fitia ilay antsoina hoe "Mesia"
No tonga mba hamonjy sy hanavotra ny olony
Ka mifalia sy mihobia ary mihobia
Fa famonjena ho anao ity andro ity
2) Nahita vqqolbhd maso izany ireo mpiandry ondry tany an-tsaha
vavolombelona nizaha ireo magy telo lahy
Anjely maro be tokoa miredona ilay hira soa
Hoe voninahitra anie ho an'ny avo indrindra
REF:
Jesôsy Tompo be fitia ilay antsoina hoe "Mesia"
No tonga mba cwws hamonjy sy hanavotra ny olony
Ka mifalia sy mihobia ary mihobia
Fa famonjena ho anao ity andro ity
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
SVM FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro
Septembre 2025

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 214
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 27/11/2025 10:47