Tompo Malalako (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra Tsitoha, ry Rainay be indrafo
Mivavaka Aminao 'zahay, mamindrà fo aminay
Moa ve ikjh valin'ota izao, sa tena sedra avy Aminao?
Aneneno re raha sitrakao, fa mafaitra loatra yyjcxmy izao
REF:
Tompo Malalako, Mba henoy ny vavako
Mitady fatratra, ary tsy hitsahatra
'Ty firenena ity, sanatria dia sanatria
Mino aho gzcbnbnc fa tsy ho ringana, tsy ho lany tamingana
2) Miharatsy hatrany hatrany, ny fiainanan-tany
Tena satriko raha dieny izao, ry Jesoa dia tonga Ianao
Nefa moa ataoko ahoana, fa Anao ny fotoana
Andriko Ianao ry Tompoko, satria efa anjarako
REF:
Tompo Malalako, Mba henoy ny vavako
Mitady fatratra, ary tsy hitsahatra
'Ty firenena ity, sanatria dia sanatria
Mino aho fa tsy ho ringana, tsy ho lany tamingana
SVM-RF FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By tononkira.serasera.org Sandy RANDRIANAIVO
Mai 2025

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 340
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandyrandrianaivo
Date : 22/05/2025 12:00