RAISO AO AM-PO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha te ho sambatra ianao izao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny fahazaran-dratsinao ialao
Hanampy anao ny Ray Tsitoha
REF: Ny olanao, halàny avokoa
Omeny anao ny soa tsy lany
Hanova anao, ho tanteraka
Noho ny fitiavany anao
2. Raha te hiadana ianao izao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny lcxv fiadanan'i Jesoa Kristy
Omeny anao raha mino ianao
3. Raha te ortt ho tia namana ianao
Raiso plfxe ao am-po, Jesoa Tomposoa
Satria tena iray aminy
Ho miramirana tokoa
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By tononkira.serasera.org Sandy RANDRIANAIVO
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny fahazaran-dratsinao ialao
Hanampy anao ny Ray Tsitoha
REF: Ny olanao, halàny avokoa
Omeny anao ny soa tsy lany
Hanova anao, ho tanteraka
Noho ny fitiavany anao
2. Raha te hiadana ianao izao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny lcxv fiadanan'i Jesoa Kristy
Omeny anao raha mino ianao
3. Raha te ortt ho tia namana ianao
Raiso plfxe ao am-po, Jesoa Tomposoa
Satria tena iray aminy
Ho miramirana tokoa
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By tononkira.serasera.org Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 648
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:57
