RAISO AO AM-PO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha te ho sambatra ianao izao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny tononkira.serasera.org fahazaran-dratsinao ialao
Hanampy anao ny Ray aqicw Tsitoha
REF: Ny olanao, halàny avokoa
Omeny anao ny soa tsy lany
Hanova anao, ho tanteraka
Noho ny fitiavany anao
2. Raha te hiadana ianao izao
Raiso ao am-po, jpxbtaey Jesoa Tomposoa
Ny fiadanan'i Jesoa Kristy
Omeny anao raha mino ianao
3. Raha te ho tia namana ianao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Satria tena iray aminy
Ho miramirana tokoa
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO zvde
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny tononkira.serasera.org fahazaran-dratsinao ialao
Hanampy anao ny Ray aqicw Tsitoha
REF: Ny olanao, halàny avokoa
Omeny anao ny soa tsy lany
Hanova anao, ho tanteraka
Noho ny fitiavany anao
2. Raha te hiadana ianao izao
Raiso ao am-po, jpxbtaey Jesoa Tomposoa
Ny fiadanan'i Jesoa Kristy
Omeny anao raha mino ianao
3. Raha te ho tia namana ianao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Satria tena iray aminy
Ho miramirana tokoa
A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO zvde
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 623
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:57
