NY TEMPOLY (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry tanora ô, moa ve fantatrao
Mankaiza izato lalanao?
Fa variana sy toa sondriana ery
Kanefa mikoro sy mikodia
Toa tsy fantatrao ny antom-pisinao
Fa isik'izao no tempoly
Sy vavolombelon'Andriamanitra
K'aza cizocdcl avela hanjaka ny devoly
REF:
Andao ary moa tononkira.serasera.org tena hiankin-doha
Amin'Andriamanitra Ray Tsitoha
Fa izy handrotsaka ny Fanahy
Hiaro anao ary ko iipeyzvm hitahy
Ho tempoly velona mijoro tokoa
Ho sampana tsara sy mamoa
2. Ry tanora ô, mba ajanony
Ny toaka, sigara sy rongony
Fa mandoro sy manimba tokoa
Sy mandrava ilay tempoly soa
Manombok'izao tapaho ny hevitrao
Atsharo hatreo ny filibana
Fa ampy ho anao ny fahasoavan'iRay
Anio sy ho ykrxyzbb mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Mankaiza izato lalanao?
Fa variana sy toa sondriana ery
Kanefa mikoro sy mikodia
Toa tsy fantatrao ny antom-pisinao
Fa isik'izao no tempoly
Sy vavolombelon'Andriamanitra
K'aza cizocdcl avela hanjaka ny devoly
REF:
Andao ary moa tononkira.serasera.org tena hiankin-doha
Amin'Andriamanitra Ray Tsitoha
Fa izy handrotsaka ny Fanahy
Hiaro anao ary ko iipeyzvm hitahy
Ho tempoly velona mijoro tokoa
Ho sampana tsara sy mamoa
2. Ry tanora ô, mba ajanony
Ny toaka, sigara sy rongony
Fa mandoro sy manimba tokoa
Sy mandrava ilay tempoly soa
Manombok'izao tapaho ny hevitrao
Atsharo hatreo ny filibana
Fa ampy ho anao ny fahasoavan'iRay
Anio sy ho ykrxyzbb mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 468
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 22/05/2023 12:56
