NY TEMPOLY (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry tanora ô, moa ve fantatrao
Mankaiza izato lalanao?
Fa variana sy toa sondriana ery
Kanefa mikoro sy mikodia
Toa tsy fantatrao ny antom-pisinao
Fa isik'izao no tempoly
Sy vavolombelon'Andriamanitra
K'aza avela hanjaka ny devoly
REF:
Andao ary moa tena hiankin-doha
Amin'Andriamanitra Ray Tsitoha
Fa izy tononkira.serasera.org handrotsaka ny Fanahy
Hiaro anao ary ko hitahy
Ho tempoly velona mijoro tokoa
Ho sampana tsara sy mamoa
2. Ry tanora ô, mba ajanony
Ny toaka, sigara sy rongony
Fa mandoro sy manimba tokoa
Sy mandrava ilay tempoly ztyankf soa
Manombok'izao tapaho ny hevitrao
Atsharo hatreo ny filibana
Fa gcni ampy guoa ho anao ny fahasoavan'iRay
Anio sy ho mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Mankaiza izato lalanao?
Fa variana sy toa sondriana ery
Kanefa mikoro sy mikodia
Toa tsy fantatrao ny antom-pisinao
Fa isik'izao no tempoly
Sy vavolombelon'Andriamanitra
K'aza avela hanjaka ny devoly
REF:
Andao ary moa tena hiankin-doha
Amin'Andriamanitra Ray Tsitoha
Fa izy tononkira.serasera.org handrotsaka ny Fanahy
Hiaro anao ary ko hitahy
Ho tempoly velona mijoro tokoa
Ho sampana tsara sy mamoa
2. Ry tanora ô, mba ajanony
Ny toaka, sigara sy rongony
Fa mandoro sy manimba tokoa
Sy mandrava ilay tempoly ztyankf soa
Manombok'izao tapaho ny hevitrao
Atsharo hatreo ny filibana
Fa gcni ampy guoa ho anao ny fahasoavan'iRay
Anio sy ho mandrakizay
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 471
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:56
