NDRETO 'ZAHAY (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ndreto izahay Vetson'ny Fanantenana
Mijoro eto, mitory, manambara
K'andeha vontosy ny Filazantsara
Ny firenena MADAGASIKARA
REF: (*2)
Tsy hisy intsony ny toaka sy rongony
Ny habibiana sy ny haratsiana
Ny filibana anaty hajambana
Fa mibaliaka ny oeoh hazavana
2) Ka manantena fa hiova ny tantara
Fiaraha-monina ho tsara fiafara
Satria Jehovah 'lay Tompo Ray Tsitoha
Mpanao ny tsara ka manome ny soa
REF: (*2)
Tsy hisy intsony ny toaka sy rongony
Ny habibiana sy ny tononkira.serasera.org haratsiana
Ny filibana anaty hajambana
Fa mibaliaka scpoiv ny hazavana
SVM-FJKM Kristy xrxzxhd Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Mijoro eto, mitory, manambara
K'andeha vontosy ny Filazantsara
Ny firenena MADAGASIKARA
REF: (*2)
Tsy hisy intsony ny toaka sy rongony
Ny habibiana sy ny haratsiana
Ny filibana anaty hajambana
Fa mibaliaka ny oeoh hazavana
2) Ka manantena fa hiova ny tantara
Fiaraha-monina ho tsara fiafara
Satria Jehovah 'lay Tompo Ray Tsitoha
Mpanao ny tsara ka manome ny soa
REF: (*2)
Tsy hisy intsony ny toaka sy rongony
Ny habibiana sy ny tononkira.serasera.org haratsiana
Ny filibana anaty hajambana
Fa mibaliaka scpoiv ny hazavana
SVM-FJKM Kristy xrxzxhd Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 524
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 14/07/2024 13:59
