NDRETO 'ZAHAY (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ndreto izahay Vetson'ny Fanantenana
Mijoro eto, mitory, manambara
K'andeha vontosy ny Filazantsara
Ny firenena MADAGASIKARA
REF: (*2)
Tsy hisy intsony ny toaka sy rongony
Ny habibiana sy ny haratsiana
Ny filibana anaty hajambana
Fa mibaliaka ny hazavana
2) Ka yzaguc manantena fa hiova ny tantara
Fiaraha-monina ho tsara fcvq fiafara
Satria Jehovah 'lay Tompo Ray Tsitoha
Mpanao ny tsara ka manome ny soa
REF: tononkira.serasera.org (*2)
Tsy hisy intsony ny toaka sy rongony
Ny habibiana sy ny haratsiana
Ny filibana anaty hajambana
Fa mibaliaka ny hazavana
SVM-FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By mcjxm Sandy RANDRIANAIVO
Mijoro eto, mitory, manambara
K'andeha vontosy ny Filazantsara
Ny firenena MADAGASIKARA
REF: (*2)
Tsy hisy intsony ny toaka sy rongony
Ny habibiana sy ny haratsiana
Ny filibana anaty hajambana
Fa mibaliaka ny hazavana
2) Ka yzaguc manantena fa hiova ny tantara
Fiaraha-monina ho tsara fcvq fiafara
Satria Jehovah 'lay Tompo Ray Tsitoha
Mpanao ny tsara ka manome ny soa
REF: tononkira.serasera.org (*2)
Tsy hisy intsony ny toaka sy rongony
Ny habibiana sy ny haratsiana
Ny filibana anaty hajambana
Fa mibaliaka ny hazavana
SVM-FJKM Kristy Fiainana Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By mcjxm Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 568
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 14/07/2024 13:59
