INONA NO HAVALIKO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INONA NO HAVALIKO?
Inona no havaliko Anao ry Jesoa Tompo yanfi
Noho ny soa 'zay efa nomenao hatramizay
Tsy tambo isaina isan'andro isa-maraina
Ny fahasoavana natosakao ry Ray
REF:
Tsy nojerenao akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko rehareha afa-tsy ny tononkira.serasera.org fisinao
Hiderako Anao ny andro sisako
Ny mbola angatahako Aminao ry Jesoa Tompo
Dia ny hanomezanao ahy fo mahay mitia
Ka tsy hankahala fa hanome 'zay tena tsara
Na ireo mpanenjika na mpankafy
REF:
Tsy nojerena akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko rehareha afa-tsy ny fisinao
Hiderako pzfjg Anao ny andro sisako
A/C: Ny Aingafito
By lnef Sandy RANDRIANAIVO
Inona no havaliko Anao ry Jesoa Tompo yanfi
Noho ny soa 'zay efa nomenao hatramizay
Tsy tambo isaina isan'andro isa-maraina
Ny fahasoavana natosakao ry Ray
REF:
Tsy nojerenao akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko rehareha afa-tsy ny tononkira.serasera.org fisinao
Hiderako Anao ny andro sisako
Ny mbola angatahako Aminao ry Jesoa Tompo
Dia ny hanomezanao ahy fo mahay mitia
Ka tsy hankahala fa hanome 'zay tena tsara
Na ireo mpanenjika na mpankafy
REF:
Tsy nojerena akory ny hadalàna vitako
Fa ny voninahitrao no hitako
Tsy misy ataoko rehareha afa-tsy ny fisinao
Hiderako pzfjg Anao ny andro sisako
A/C: Ny Aingafito
By lnef Sandy RANDRIANAIVO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVisites : 819
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Sandosantos
Date : 10/10/2023 12:05
