HAMONJY ANAO JESOA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena mbola miantso anao izahay
Atsaharo re fa ampy izay
Ny axmcfmhu sigara toaka sy mjkuljx rongony
Tsy mahasoa anao fa bfrjtv ajanony

REF
Fa raha toa ka mazoto
Vonona hamonjy anao ny Tompo
Andao hiaraka isika
Hizotra mankany paradisa


Potika eo ianao ry bôgôsy
Rovitra sy fongana ny paosy


REF
Fa raha toa ka mazoto
Vonona hamonjy anao ny Tompo
Andao hiaraka isika
Hizotra mankany paradisa

A/C: tononkira.serasera.org Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy
Vangy : 621
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 11/10/2023 12:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1005