HAMONJY ANAO JESOA (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena mbola wdqi miantso anao izahay
Atsaharo re fa ampy izay
Ny sigara toaka sy rongony
Tsy mahasoa dywvat jdocga anao fa ajanony
REF
Fa raha toa ka mazoto
Vonona hamonjy anao ny Tompo
Andao hiaraka isika
Hizotra mankany paradisa
Potika eo tononkira.serasera.org ianao ry bôgôsy
Rovitra sy fongana ny paosy
REF
Fa raha toa ka mazoto
Vonona hamonjy anao ny Tompo
Andao hiaraka isika
Hizotra mankany paradisa
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Atsaharo re fa ampy izay
Ny sigara toaka sy rongony
Tsy mahasoa dywvat jdocga anao fa ajanony
REF
Fa raha toa ka mazoto
Vonona hamonjy anao ny Tompo
Andao hiaraka isika
Hizotra mankany paradisa
Potika eo tononkira.serasera.org ianao ry bôgôsy
Rovitra sy fongana ny paosy
REF
Fa raha toa ka mazoto
Vonona hamonjy anao ny Tompo
Andao hiaraka isika
Hizotra mankany paradisa
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 563
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 11/10/2023 12:13
