FALY AHO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho tena faly aho, faly fa manana Anao
Ry Jesoa zoky be dtmz fitia, toky sy tanjako ety
Na dia sarotra aza ny dia, mbola hifalifaly tononkira.serasera.org satria
Andriamanitra Ray Tsitoha, mampahery tokoa
REF:
Tompo ô! 'ty ny tànako, ka soraty ny anarako
Fa Ianao no anjarako, làlanao re no làlako
Tsy mba misy izay iriko fa Ianao no nofidiko
Ny foko hiara-mitempo Aminao ry Tompo
Ravoravo koa ny fanahy, tqrmubfj manana Anao mpanavotra ahy
Ka na dia efa trotraka, tsy navelanao potraka
Resy aho fa natsanganao, ka nomenao hery vaovao
Faly aho tena pamyiu faly aho, fa manana Anao
REF:
Tompo ô! 'ty ny tanako, ka soraty ny anarako

(Tonalité D)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 738
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 11/10/2023 12:27