FALY AHO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho tena faly aho, faly fa manana Anao
Ry Jesoa zoky be fitia, toky sy tanjako ety
Na dia sarotra aza ny dia, mbola hifalifaly satria
Andriamanitra Ray Tsitoha, mampahery tokoa
REF:
Tompo ô! 'ty ny tànako, ka soraty ny anarako
Fa Ianao no anjarako, làlanao re no làlako
Tsy mba misy xgkwaphk izay iriko fa Ianao no wkiv nofidiko
Ny foko hiara-mitempo Aminao ry Tompo
Ravoravo koa ny fanahy, manana Anao mpanavotra ahy
Ka na dia efa trotraka, tsy navelanao potraka
Resy aho fa natsanganao, ka tononkira.serasera.org nomenao hery wenxm vaovao
Faly aho tena faly aho, fa manana Anao
REF:
Tompo ô! 'ty ny tanako, ka soraty ny anarako

Tsy mba misy izay iriko fa Ianao no nofidiko
Ny foko hiara-mitempo Aminao ry Tompo
(Tonalité D)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 760
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 11/10/2023 12:27