Ampidiro aloha ny tenimiafina
FALIFALY (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly miarahaba anareo izahay
Tafahoana soa amantsara eto indray
Miramirana tokoa, ravoravo ery ny fo
Notahian'ilay Tomposoa
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro tononkira.serasera.org handraisam-pamonjena
Tena nwym andro volamena
Falifaly izahay mahita anao
Tena miramiran-tava toy izao
Sambatsambatra tokoa, fa vdcywr nandray an'i Jesoa
Tao anaty Fanahy sy fo?
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena zhiizz andro volamena
(Tonalité C)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Tafahoana soa amantsara eto indray
Miramirana tokoa, ravoravo ery ny fo
Notahian'ilay Tomposoa
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro tononkira.serasera.org handraisam-pamonjena
Tena nwym andro volamena
Falifaly izahay mahita anao
Tena miramiran-tava toy izao
Sambatsambatra tokoa, fa vdcywr nandray an'i Jesoa
Tao anaty Fanahy sy fo?
REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena zhiizz andro volamena
(Tonalité C)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 627
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 11/10/2023 12:35
