Andao hiara-dia (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Andao hiara-dia
Andao hifankatia
Na misy aza tsy tia
Tsy ataontsika hahakivy sanatria
REF:
Jesôsy be fitia,
No mampifankatia
Aza misalasala
Fa n'iza n'iza unfbjx iray ao am-bala
Avia, Avia avia hiara-dia
F' aza maniasia
2 Eny iakaevdf fa mbola misy
Ireo tsy mino indrisy
Variana miliba
Antsoy antsoy amin'ny feon'antsiva
REF:
Jesôsy be fitia,
No mampifankatia
Aza misalasala
Fa n'iza n'iza iray ao am-bala
Avia, Avia avia hiara-dia
F' aza maniasia
A/C: tononkira.serasera.org Ny Aingafito
By ezfgyv Sandy RANDRIANAIVO
Andao hifankatia
Na misy aza tsy tia
Tsy ataontsika hahakivy sanatria
REF:
Jesôsy be fitia,
No mampifankatia
Aza misalasala
Fa n'iza n'iza unfbjx iray ao am-bala
Avia, Avia avia hiara-dia
F' aza maniasia
2 Eny iakaevdf fa mbola misy
Ireo tsy mino indrisy
Variana miliba
Antsoy antsoy amin'ny feon'antsiva
REF:
Jesôsy be fitia,
No mampifankatia
Aza misalasala
Fa n'iza n'iza iray ao am-bala
Avia, Avia avia hiara-dia
F' aza maniasia
A/C: tononkira.serasera.org Ny Aingafito
By ezfgyv Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
About this song
Artist : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyHits : 839
Likes : 2 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/05/2023 12:16
