VETSON'NY KAMBOTY (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsiaro hecgyxxu anao ry dada ô,ireto maminao re
Mifaly mikorana,mitafy ranomaso
Fitiavanao ry neny, tsy misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono.
fiv :
Dada ô, neny tiako e
Nahoana dia tononkira.serasera.org nilaozanao re
Mangina e, mangina ny akany kely
Mandria am-piadanana fnwmzksn ianareo.
Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy ihany sisa epxlsy no hiantana alahelo.
Mifaly mikorana,mitafy ranomaso
Fitiavanao ry neny, tsy misy mahasolo
Masiaka dia masiaka, kanefa be ronono.
fiv :
Dada ô, neny tiako e
Nahoana dia tononkira.serasera.org nilaozanao re
Mangina e, mangina ny akany kely
Mandria am-piadanana fnwmzksn ianareo.
Mafy anie ka mafy ny nilaozanareo
Laha-janahary izao ka hozakaina ihany
Mipitrapitra irery ireto maminao re
Nofy ihany sisa epxlsy no hiantana alahelo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RABERANTOVangy : 29523
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Chrystian Rakotovao
Daty : 09/04/2003 11:07
