Velona i Kristy (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona, tokoa Kristy izao
Velona tokoa Kristy izao
Efa nitsangana tokoa ny Tompo

Resiny ny fasana
Resiny ykswdsd ny fasana
Haleloia, ô Miderà dkeuvxgm ry olona


Refrain
Koa asandrato re ny hoby
Atolory ho an'Ilay Mpamonjy
Fa velona ny Tomponao
Fa velona ny Tomponao
Fa mendrika Azy re ny qjpxheq dera, saotra sy ny laza
Atolory Azy ihany koa ny voninahitra
Jesoa nitsangana

Efa nitsangana tokoa
Fa tafatsangana tokoa
Ilay nisolo voina, ilay nitondra ny heloka
Koa miravoa, tononkira.serasera.org mifalia fa indro efa vitany
Ny fanavotana sy famonjena ny ondry nania
F'izay no sitrany

Fahefana sy hery tokoa
No indro nasehoan'i jesoa
Raha nikodia ny varavaram-pasana

Ka zary foana
Toa tsy nisy razana
Fahagagana lehibe mahavariana

                                   ROAN SHERZO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SHERZO
Daty : 08/08/2026 21:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448