Velona i Kristy (Ny Tsanta Fitoriana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velona, tokoa Kristy izao
Velona tokoa Kristy izao
Efa nitsangana tokoa ny Tompo

Resiny ny fasana
Resiny ny fasana
Haleloia, ô Miderà ry olona


Refrain
Koa asandrato re ny hoby
Atolory ho an'Ilay Mpamonjy
Fa fxuogpez velona ny Tomponao
Fa velona ny Tomponao
Fa mendrika Azy re ny dera, saotra sy ny laza
Atolory Azy ihany koa ny voninahitra
Jesoa tononkira.serasera.org nitsangana

Efa nitsangana tokoa
Fa tafatsangana tokoa
Ilay nisolo voina, ilay nitondra ny yzztsovt heloka
Koa miravoa, mifalia fa indro efa vitany
Ny fanavotana sy famonjena ny ondry nania
F'izay no sitrany

Fahefana sy hery tokoa
No indro nasehoan'i jesoa
Raha nikodia ny yeiory varavaram-pasana

Ka zary foana
Toa tsy nisy razana
Fahagagana lehibe mahavariana

                                   ROAN SHERZO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Tsanta Fitoriana
Hits : 87
Likes : 0 Like
Created by : SHERZO
Date : 08/08/2026 21:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1812