Tompo ô! Vonjeo ity nosinay (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Tompo ô Vonjeo
Ity nosinay fa mijaly
Afao ny gadranay Jesosy ô!
Vonjeo!
1- Tompo Zanahary
Mitalaho aminao
Izahay Malagasy
Nohon'ny fahoriana
mlfwa Eo ny haratsiana
Eo ny fahantrana
Tompo o Jereo re!
Ity nosinay
2- Mino Anao izahay
Fa momba anay Ianao
Andry iankinanay
Ho mandrakizay
Aoka ho eo ambany
expvb Elatrao ity Nosy
mmcab Madagasikara
Tanindrazanay
A/C: tononkira.serasera.org Andrianandrasana Mbola Mahenina (AMM)
Ity nosinay fa mijaly
Afao ny gadranay Jesosy ô!
Vonjeo!
1- Tompo Zanahary
Mitalaho aminao
Izahay Malagasy
Nohon'ny fahoriana
mlfwa Eo ny haratsiana
Eo ny fahantrana
Tompo o Jereo re!
Ity nosinay
2- Mino Anao izahay
Fa momba anay Ianao
Andry iankinanay
Ho mandrakizay
Aoka ho eo ambany
expvb Elatrao ity Nosy
mmcab Madagasikara
Tanindrazanay
A/C: tononkira.serasera.org Andrianandrasana Mbola Mahenina (AMM)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsanta FitorianaHits : 1046
Likes : 1 Like
Created by : ramah17
Date : 09/09/2019 15:37
