You are here: home > Tononkira > Ny Tsanta Fitoriana

Raiko Malala (Ny Tsanta Fitoriana)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-tsanta-fitoriana/raiko-malala

1- Raiko malala o!
Tsy mendrika aho re!
Ny ho zanakao,
Nohon'ny otako
         Mifona re Ray o!
         Mifona re, Mamelà
         Ry Ray malala o!
         Inty re ny foko atoTsiky dia ampylotro ho Anao

2- Ampianaro
Aho ry Tompo o!
Ny làlana marina
Tsara hizorako
         Inty aho Iraho
         Inty aho Iraho, Tompo o!
         Hanao ny asanao
         Hitory hatrany ny Anaranao

A/C: AMM

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Mpamaky : 120
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ramah17
Tamin'ny : 29/01/2020 22:11:52
ID : 12476

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo