Izaho no voaloboka (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZAHO tononkira.serasera.org NO VOALOBOKA
Hoy Jesoa Tompo : ''
Izaho no voaloboka
Ny Raiko no mpamboatra
'Reo sampany eo amiko''
Raha miray amiko ianareo
Dia hamoa bebe koa ianareo
Ka amboariny tokoa
Mba tsy ho isan'ny ho kapaina
Izaho no tena voaloboka
Izay misaraka amiko tsy mahavanina
Tsy hanam-bokatra, fa ho kapaina
Ka hatsipy anatin'ny afo ka tsy ambinina
Ny sampany izay tsy mamoa dia esoriny
Ka tafasaraka amin'ny mpamboatra
Raha misy tsy miray aqxvd amiko, dia ariana
Ka angonina ary atsipy hodorana
Izaho no tena voaloboka
Izay misaraka amiko tsy mahavanina
Fa ho kapaina , ljlojci tsy nahitana vokatra
Teo aminy
Izaho no tena voaloboka
Ary ny Raiko no mpamboatra
Ireo sampana tafakambana
Dia hanam-bokatra mandrakakizay
Mandrakizay ho Anao irery !
twrfsgxm ROAN SHERZO : Jaona 15 : 1- 6
Hoy Jesoa Tompo : ''
Izaho no voaloboka
Ny Raiko no mpamboatra
'Reo sampany eo amiko''
Raha miray amiko ianareo
Dia hamoa bebe koa ianareo
Ka amboariny tokoa
Mba tsy ho isan'ny ho kapaina
Izaho no tena voaloboka
Izay misaraka amiko tsy mahavanina
Tsy hanam-bokatra, fa ho kapaina
Ka hatsipy anatin'ny afo ka tsy ambinina
Ny sampany izay tsy mamoa dia esoriny
Ka tafasaraka amin'ny mpamboatra
Raha misy tsy miray aqxvd amiko, dia ariana
Ka angonina ary atsipy hodorana
Izaho no tena voaloboka
Izay misaraka amiko tsy mahavanina
Fa ho kapaina , ljlojci tsy nahitana vokatra
Teo aminy
Izaho no tena voaloboka
Ary ny Raiko no mpamboatra
Ireo sampana tafakambana
Dia hanam-bokatra mandrakakizay
Mandrakizay ho Anao irery !
twrfsgxm ROAN SHERZO : Jaona 15 : 1- 6
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Tsanta FitorianaVangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SHERZO
Daty : 08/08/2026 22:10
