Izaho no voaloboka (Ny Tsanta Fitoriana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZAHO NO VOALOBOKA
Hoy Jesoa Tompo : ''
Izaho no voaloboka
Ny Raiko no mpamboatra
'Reo sampany eo amiko''
Raha miray nuciiba amiko ianareo
Dia hamoa bebe koa ianareo
Ka amboariny tokoa
Mba tsy ho isan'ny ho kapaina
Izaho no tena voaloboka
Izay misaraka amiko tsy mahavanina
Tsy hanam-bokatra, fa ho kapaina
Ka hatsipy anatin'ny afo ka tsy ambinina
Ny sampany izay tsy mamoa dia esoriny
Ka tafasaraka amin'ny mpamboatra
Raha misy tsy miray amiko, dia ariana
Ka angonina ary atsipy hodorana tononkira.serasera.org
Izaho no tena voaloboka
Izay misaraka amiko tsy mahavanina
Fa ho kapaina , tsy nahitana vokatra
Teo aminy
Izaho no tena voaloboka
Ary ny Raiko no mpamboatra
Ireo sampana tafakambana
Dia hanam-bokatra mandrakakizay
Mandrakizay ho Anao irery !
jaaqdk ojjgqiy ROAN SHERZO : Jaona 15 : 1- 6
Hoy Jesoa Tompo : ''
Izaho no voaloboka
Ny Raiko no mpamboatra
'Reo sampany eo amiko''
Raha miray nuciiba amiko ianareo
Dia hamoa bebe koa ianareo
Ka amboariny tokoa
Mba tsy ho isan'ny ho kapaina
Izaho no tena voaloboka
Izay misaraka amiko tsy mahavanina
Tsy hanam-bokatra, fa ho kapaina
Ka hatsipy anatin'ny afo ka tsy ambinina
Ny sampany izay tsy mamoa dia esoriny
Ka tafasaraka amin'ny mpamboatra
Raha misy tsy miray amiko, dia ariana
Ka angonina ary atsipy hodorana tononkira.serasera.org
Izaho no tena voaloboka
Izay misaraka amiko tsy mahavanina
Fa ho kapaina , tsy nahitana vokatra
Teo aminy
Izaho no tena voaloboka
Ary ny Raiko no mpamboatra
Ireo sampana tafakambana
Dia hanam-bokatra mandrakakizay
Mandrakizay ho Anao irery !
jaaqdk ojjgqiy ROAN SHERZO : Jaona 15 : 1- 6
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Tsanta FitorianaHits : 84
Likes : 0 Like
Created by : SHERZO
Date : 08/08/2026 22:10
