You are here: home > Tononkira > Ny SAKELIDALANA

Jereo Andriamanitra (Ny SAKELIDALANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-sakelidalana/jereo-andriamanitra

Aza mijery ny lohasaha mangiana
Ka manantateraka izay ao am-po
Na ohatra misy aza fifamaliana
Jereo Andriamanitra an-tampon’ny loha
Ambony fitoetra fa iva fijery
Mahita izay takona miafina indrindra
Ttononkira.serasera.orgsy hoe mankasitraka
Fa tsymiteny
Miandry fotoana hamaliana

       Kanefa fandavana no hasetrinao izany
       Fa ny hamaly faty no safidy
       Ny valin’ny tody anie tsy ho anao ihany
       Fa hatramin’ny taranaka mandimby

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny SAKELIDALANA
Mpamaky : 2914
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 25/04/2004 05:39:44
ID : 2385

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo