Ondry kely (Ny Safidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ondry kely iray,endrey manirery
Ondry kely iray,tsy manana mpiandry
Fa novonoin’ireo biby dia
Ny rainy sy tononkira.serasera.org ny reniny
Rehefa nande nivezivezy izy
Namaky lohasaha irery izy
Kinanjo sendra liona masiaka
Nisambotra namono azy
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Tsy hisy intsony izay hampanahy
Na ynnmaqs lohasaham-pahafatesana aza
Matoky aho fa ao Jesoa
Fa iza kosa no mpiandry anao/antsika
Fa aiza kosa qeplefv izay mpiaro wvjjklsz anao/ antsika
Izaho sy anao dia toy ny zanak’ondry
Ka mila ilay mpamonjy
Ondry kely iray,tsy manana mpiandry
Fa novonoin’ireo biby dia
Ny rainy sy tononkira.serasera.org ny reniny
Rehefa nande nivezivezy izy
Namaky lohasaha irery izy
Kinanjo sendra liona masiaka
Nisambotra namono azy
Raha Jehovah no mpiandry ahy
Tsy hisy intsony izay hampanahy
Na ynnmaqs lohasaham-pahafatesana aza
Matoky aho fa ao Jesoa
Fa iza kosa no mpiandry anao/antsika
Fa aiza kosa qeplefv izay mpiaro wvjjklsz anao/ antsika
Izaho sy anao dia toy ny zanak’ondry
Ka mila ilay mpamonjy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny SafidyVisites : 1064
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andrianatoandromanoa1998
Date : 26/07/2019 22:44
