NENY (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
{Nananatra ianao ry neny
Nihevitra ny hahaso ahy
dia tsy noheveriko ny teny
fa navelako ho lo } 2 fois
Nataoko tsy hahasoa ahy ny teny mamy
Nananaranao ity zanakao
kcgzcvzt ity zanakao variana tononkira.serasera.org manjeny
variana manJeny lava izao
Lasa ny xnxssns andro nivadika ho volana
nitangorona tsy hitahita foana dia tonga taona
eny,tsaroako ily hafatrao nefa diso aoriana loatra ,Neny ooo!!
o! ifonako ny lasa rehetra
o! ifonako ny lasa rehetra alsvvka ;Neny ooo!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 3033
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/12/2006 17:02