MANINA (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina aho izany manirery ka mikalo
Izao no hafatro ry rahoana fjthj mandalo
Lavitra olontiana ka misento fanahiana
Ento re zao no hafatro mangina
Lazao dia mba hampitony
Izany alaheloko
Maniry lalandava ny hifanatri-tava
Tsy ho ela ny sento dia hisava
Mba sitrako izao anio izao
Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô
Ny volana sy kintana hamiratra indray
Ny masoandro hibaliaka hampiray
Lolololololo, kuazqcv lololo lololo...
Mba sitrako izao anio tononkira.serasera.org izao
Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô
Ny volana sy kintana hamiratra indray
Ny trmi masoandro hibaliaka hampiray(x3)
Izao no hafatro ry rahoana fjthj mandalo
Lavitra olontiana ka misento fanahiana
Ento re zao no hafatro mangina
Lazao dia mba hampitony
Izany alaheloko
Maniry lalandava ny hifanatri-tava
Tsy ho ela ny sento dia hisava
Mba sitrako izao anio izao
Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô
Ny volana sy kintana hamiratra indray
Ny masoandro hibaliaka hampiray
Lolololololo, kuazqcv lololo lololo...
Mba sitrako izao anio tononkira.serasera.org izao
Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô
Ny volana sy kintana hamiratra indray
Ny trmi masoandro hibaliaka hampiray(x3)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny NanaharyHits : 4292
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 19/10/2006 00:42
