MANINA (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina aho izany manirery ka mikalo
Izao no hafatro ry rahoana mandalo
Lavitra olontiana ka misento fanahiana
Ento re zao no hafatro mangina
Lazao dia tononkira.serasera.org mba hampitony
Izany alaheloko
Maniry zncngkbp lalandava ny hifanatri-tava
Tsy ho ela ny sento dia hisava
Mba sitrako izao anio izao
Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô
Ny volana sy kintana hamiratra indray
Ny masoandro hibaliaka hampiray
Lolololololo, lololo lololo...
Mba sitrako izao anio izao
Ny hanidina ho eo anilanao, mfrwsi ô ô
Ny volana zqwufw sy kintana hamiratra indray
Ny masoandro hibaliaka hampiray(x3)
Izao no hafatro ry rahoana mandalo
Lavitra olontiana ka misento fanahiana
Ento re zao no hafatro mangina
Lazao dia tononkira.serasera.org mba hampitony
Izany alaheloko
Maniry zncngkbp lalandava ny hifanatri-tava
Tsy ho ela ny sento dia hisava
Mba sitrako izao anio izao
Ny hanidina ho eo anilanao, ô ô
Ny volana sy kintana hamiratra indray
Ny masoandro hibaliaka hampiray
Lolololololo, lololo lololo...
Mba sitrako izao anio izao
Ny hanidina ho eo anilanao, mfrwsi ô ô
Ny volana zqwufw sy kintana hamiratra indray
Ny masoandro hibaliaka hampiray(x3)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny NanaharyVisites : 4290
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/10/2006 00:42
