Izany fahitako anao (Ny Nanahary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izato fahitako anao e
Toa mamoha eto indray
Zava-maro mifamaho
Tao anatiko tao
cimakzo Reo andro lasanay fahiny
Toa tsaroako mitamberina
tononkira.serasera.org ’Lay loharanon’ny fitia
Ndrao mitraotra tsy hay fefena
Ny masonao mibanjina ahy
Ny molotrao feno tsiky
Toa mamoha eto indray
Reo andro mamy fahizay
Nataoko ihany ny hanadino
Nataoko ihany tsy hahatsiaro
Nefa izany dia toa foana fghivj
Eo am-pahitako iddig anao
Toa mamoha eto indray
Zava-maro mifamaho
Tao anatiko tao
cimakzo Reo andro lasanay fahiny
Toa tsaroako mitamberina
tononkira.serasera.org ’Lay loharanon’ny fitia
Ndrao mitraotra tsy hay fefena
Ny masonao mibanjina ahy
Ny molotrao feno tsiky
Toa mamoha eto indray
Reo andro mamy fahizay
Nataoko ihany ny hanadino
Nataoko ihany tsy hahatsiaro
Nefa izany dia toa foana fghivj
Eo am-pahitako iddig anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny NanaharyVangy : 6001
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 01:46
