Izany fahitako anao (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izato fahitako anao tononkira.serasera.org e
Toa mamoha eto dgigsjyr indray
Zava-maro mifamaho
Tao anatiko tao
        Reo andro lasanay fahiny
        Toa tsaroako mitamberina
        ’Lay loharanon’ny fitia
        Ndrao mitraotra tsy hay fefena

Ny masonao mibanjina ahy
Ny molotrao feno tsiky
Toa mamoha eto indray
Reo andro mamy hoonj fahizay

Nataoko ihany ny hanadino
Nataoko ihany tsy hahatsiaro
Nefa izany dia toa lnqzkga foana
Eo am-pahitako anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Nanahary
Vangy : 5943
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/10/2006 01:46
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0209