IANAO NO NANAVOTRA AHY (Ny Nanahary)
https://tononkira.serasera.org/hira/ny-nanahary/ianao-no-nanavotra-ahy
Ianao no nanavotra ahy tamin’ny fahoriakoIanao no nanafaka ahy tamin’ny fijaliako
Hatramin’izao fotoana, ny aiko rehetra: indro!
Tompo ô e! raiso re e! fa fanati-tsitrapo e!
Raiso, raiso, raiso ho Anao fa fanatitra
1. Hatrizay ela izay dia ny làlan-tsitrapo
No mba nizoranay nefa nanao ahoatononkira.serasera.orgna moa
Indro! Tompo ô e! raiso re e! fa fanati-tsitrapo e!
Raiso, raiso, raiso ho Anao fa fanatitra
2. Moa fahoriana hatrany ve no iainako ety
Sa any ankoatra any misy hasambarana doria
Indro! Tompo ô e! raiso re e! fa fanati-tsitrapo e!
Raiso, raiso, raiso ho Anao fa fanatitra