You are here: home > Tononkira > Ny Menafify

Hazavana (Ny Menafify)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-menafify/hazavana-1

Hazavana feno mamiratra tokoa
No iainanao, no iainanao
Raha mandray an’i Jesoa
Ho Tompo tokana Mpiahy ianao

Ho foana ireo ahiahy taloha
Ny ratsy rehetra hiova ho soa
Nytononkira.serasera.org andronao manjombona hifarana hatreo
Baliakan’hazavana no solon’ireo

Aza miandry ela fa raiso anio
Raiso Jesoa, raiso ho anao
F’Izy tsy manda na mpanota aza ianao
Tiany avokoa izaho sy ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Menafify
Mpamaky : 461
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ra Pa
Tamin'ny : 11/04/2017 19:19:07
ID : 9345

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo