Hiran'ny fanantenana (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fanantenana izay hiraiko vwimkkqv ho anao anio
Fa ny Tompontsika dia nilaza fa mbola hiverina
Handray ‘reo nahatoky , nino nankato
Dia honin’ao Edena vaovao
Fanantenana (fanantenana)
Ho ahy fxdx sy ho anao
‘Lay Jesosy iny mbola hiverina
Hamafa ny alahelonao
Sy ny ranomaso koa
Hisolo hafaliana indray
Izao no hafatr’entinay ho ahy sy ho anao
Kanto izay edena izay
Hiran’ny fanantenana ho anao
‘Reo tononkira.serasera.org mino manantena ny fiavian’ilay Jeso
Dia hibanjina hatrany ilay tanàna masina
Tarihin’ny fanahy hijoro sy oqxgr ho sahy
Hiatrik’ady tsy hangaihay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaVangy : 934
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : jonahrafit
Daty : 28/09/2022 15:52