Hiran'ny fanantenana (Groupe Ny hiran'ny Fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy fanantenana izay hiraiko ho anao anio
Fa ny Tompontsika dia nilaza fa mbola hiverina
Handray tononkira.serasera.org ‘reo nahatoky , nino nankato
Dia honin’ao Edena vaovao
Fanantenana (fanantenana)
Ho ahy sy ho anao
‘Lay Jesosy iny mbola hiverina
Hamafa ny alahelonao
Sy ny ranomaso koa
Hisolo hafaliana indray
Izao no hafatr’entinay ho ahy sy ho anao
Kanto izay edena izay
Hiran’ny uffyxc fanantenana ho anao
‘Reo winel mino manantena ny fiavian’ilay nywflg Jeso
Dia hibanjina hatrany ilay tanàna masina
Tarihin’ny fanahy hijoro sy ho sahy
Hiatrik’ady tsy hangaihay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe Ny hiran'ny FanantenanaHits : 970
Likes : 1 Like
Created by : jonahrafit
Date : 28/09/2022 15:52