Oay ireto isika (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mhzkm Oay ireto isika
Iresaka kely indray isika satria tena maro ny olana.
Tsy faly hamely sy hitsikera, fa hafatra ho an’ny fiangonana.
Satria ‘sika ihany no mahatonga ny mpiangona sasany iova fo. hjgbwanc
Fietsika, resaka sy fiteny
No mety mahatonga an’ireny rehetra ireny.
Lasa fahazarana fomba ihany no andeantsika any ampiangonana,
Mety anankomana ny hevi-dratsy na mety ho fisehoesoana.
Ka lasa fahazarana hatrany hatrany
No anaovantsika ilay hira hoe :
> “Tompo ô, ovay ny foko mba ho mora hanarina,
> Toy ny an’ny zazakely, tsotra sady marina.”
Ande isika iaraka iova fo
Mba ho mendrika ilay Tompo soa. llqdyo
Hiaraka hidera an’ilay nahary, satria tena tsara ny zava-boary.
Ny fihatsika sy ny fahazaran-dratsy dia ovaina anompomana an’ilay nahary.
Ho mendrika ianaraniireo nania,
Ka ho mentra ireo tononkira.serasera.org mpaniasisa.
Hivavaka iezaka koa isika ho mpivavaka tena mahitsy fo,
Ka ny fiainana ataotsika dia tena fitiavana hanovo fo.
Ka ilay hira izay mamintsika
Tena kalonia amin’ny fo :
> “Aza manadino ahy, raha lavitra anao.”
A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feon'ny Famonjena AntanamanjakaVangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valentin0314
Daty : 27/07/2026 08:03