Oay ireto isika (Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oay ireto isika

Iresaka kely indray isika satria tena maro ny olana.  
Tsy faly hamely sy hitsikera, fa hafatra ho an’ny fiangonana.  
Satria ‘sika ihany no mahatonga ny mpiangona sasany iova fo.  

Fietsika, resaka sy fiteny  
No mety mahatonga trfkpw tononkira.serasera.org an’ireny rehetra ireny.  
Lasa fahazarana fomba ihany no andeantsika any ampiangonana,  
Mety anankomana ny hevi-dratsy na mety ho fisehoesoana.  

Ka lasa fahazarana hatrany szruy hatrany  
No anaovantsika ilay hira hoe :  
> “Tompo ô, ovay ny foko mba ho mora hanarina,  
> Toy ny an’ny zazakely, tsotra sady marina.”  

Ande isika iaraka iova fo  
Mba ho mendrika ilay Tompo soa.  
Hiaraka hidera an’ilay nahary, satria tena tsara ny zava-boary.  
Ny fihatsika sy ny fahazaran-dratsy dia ovaina anompomana an’ilay nahary.  

Ho mendrika ianaraniireo nania,  
Ka ho mentra ireo mpaniasisa.  
Hivavaka iezaka koa isika ho mpivavaka tena mahitsy fo,  
Ka ny fiainana ataotsika dia tena fitiavana hanovo fo.  

Ka ilay hira izay mamintsika  
Tena kalonia amin’ny fo : hmre  
> “Aza manadino ahy, raha lavitra anao.”  

A/C Mahefa Andrianjaka RABARINELA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Feon'ny Famonjena Antanamanjaka
Hits : 142
Likes : 0 Like
Created by : Valentin0314
Date : 27/07/2026 08:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343